• Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.Hetsiky ny mpanao gazety Aiza ny sendika ?

Tsy mbola mipoitra ihany sady tsy henoheno mihitsy koa, toy ireo mpanao gazety efa lasa mpitondra fanjakana izay natsidika teto ireo tompon’andraikitra ao anatin’ny sendikan’ny mpanao gazety eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.Hetsika niaraka tamin’i Dadavalo teny Ilafy Hiitatra any amin’ny faritra hafa

Mbola nisy akony hatrany ny tamin’ilay fihaonan’i Dada Ravalomanana mivady tamin’ireo mpomba azy teny Ilafy ny sabotsy 2 jolay 2016 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Politique.Hetsika mikasika ny serasera Tsy misy ambadika politika

Niverina indray ny hetsika radio miara – manonja amin’ireo mpanao gazety izay mitaky ny fiverenana amin’ny fahalalahana eo amin’ny asany sy ny fahafahana hiteny nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Politique.Tabera Randriamanantsoa “Manohana 100% ireo hetsi-pitakiana miseho ny CRN”

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra manoloana ireo fitakiana sy fihetsiketsehana samihafa miseho lany etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Niantso firaisan-kina

Nilamina fa tsynitratrevatreva tahaka ny fanaony omaly ny filoha Hery Rajaonarimampianina ary niantso « fifantohana amin’ny firaisankina, ny fitoviana sy ny fifamenoana, izay sampana telo mifehy ny teny filamatry ny Frankofonia »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Politique.Parlementera Frankôfôna Tsy mankasitraka ny fanapenam-bava

Nanaitra ireo parlemantera frankofona vahiny miatrika ny fivoriana andiany faha-42n’ny «Assemblée Parlementaire Francophone» eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ny akon’ny ady hevitra eny anivon’ny fiaraha-monina Malagasy mikasika ny lalàna vaovao hifehy ny tontolon’ny serasera nolanian’ny solombavambahoakan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT