Politique

Hetsiky ny mpanao gazety Aiza ny sendika ?


  • Alarobia 13 Jolay 2016

Tsy mbola mipoitra ihany sady tsy henoheno mihitsy koa, toy ireo mpanao gazety efa lasa mpitondra fanjakana izay natsidika teto ireo tompon’andraikitra ao anatin’ny sendikan’ny mpanao gazety eto Madagasikara.

 

Raha ny marina anefa dia ity sampana ity mihitsy no tokony ho tompon’andraikitra voalohany amin’ny fiarovana ny zon’ireo mpanao gazety ao anatin’izao tsindry hazo lena mahazo azy ireo izao. Mahagaga ihany anefa fa hatramin’ny niatombohan’ny hetsiky ny mpanao gazety sy ireo mpikirakira fifandraisana ka hatramin’izao vao mainka mampamaivay ny toe-draharaha izao dia tsy mbola nisy feo re mihitsy mikasika ny fanohanan’ny sendikan’ny mpanao gazety na tsia ny hetsika fitakiana fahafahana ataon’ireo namany.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT