• Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Rajaonarimampianina Miantso vonjy amin’ny FFKM

Mihazakazaka ny toe-draharaha. Nihaona tamin’ireo filoham-piangonana ao amin’ny FFKM teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly tolakandro ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Hetsika sendikaly eto Madagasikara Miha lefy hatrany rehefa mahazo seza ny mpitarika

Efa be ihany izay hetsika sendikaly nafampana tato anatin’ny taona vitsivitsy nifanesy izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Félix Randriamandimbisoa « Aoka tsy hosoketaina ny TIM »

Nanamafy omaly hariva ny depiote Félix Randriamandimbisoa filohan’ny vondrona parlemantera TIM fa manohitra tanteraka ny fanaovana amboletra tamin’ny nandaniana ny lalàna mifehy ny serasera teny amin’ny antenimieram-pirenena ny antoko Tiako i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Haja Resampa Hatao sarika am-pandriana ?

Miala any ny fanenjehana. Raha mbola eo an-dalam-pandinihana eny anivon’ny Antenimieram-pirenena sy Antenimierandoholona ny fananganana Fitsarana manokana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Fivorian’ny parlemantera Frankôfona Nanomboka omaly teny amin’ny CCI

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny CCI Ivato ny fivoriambe faha-42 an’ny Antenimieran’ny Frankofonia eto amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Politique.Famonoana ny Malagasy Efa eto ny fitaovam-piadiana, hoy i James Ratsima

Manoloana ny loza mitranga eto amin’ny firenentsika ankehitriny toy ny fanampenam-bava ny mpanao gazety tsy hilaza ny vaovao tena marina intsony,

Hamaky ny tohiny
FTT