• Alakamisy 18 Aogositra 2016
Politique.Grevy eny Analakely Zoma hihosin-dra ?

Nampiantso mpanao gazety tetsy Ankadilalana omaly ny avy eo anivon’ny prefektioran’ny polisy sy ny EMMOFAR ary ny EMMOREG.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2016
Politique.Lalàna mikasika ny famoriam-bahoaka Tsy mety amin’izay tsy mitondra

Efa tamin’ny taona 1960, hoy ny lehiben’ny prefektioran’ny polisy, ny kolonely Randriamanjarisoa Robert,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Grevy eny Analakely Hifampitady ny Ambalambahoaka sy ny AFP

Samy manana ny fomba fijeriny sy ny heviny manoloana izao toe-draharaham-pirenena izao ny rehetra, anisan’izany ny mpitarika ny AFP na ny Antso ho an’ny Fanavotam-Pirenena sy ny Fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Madagasikara Mila mifandray amina firenen-dehibe hafa

Naneho ny fomba fijeriny manoloana ny fifandraisan’i Madagasikara amin’ny any ivelany Atoa Radanoara Julien, mpahay fifandraisana iraisam-pirenena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.KMFB Tsy mazava ny lalan-kizorana

Manoloana ny fanambarana nataon’ny AFP amin’ny hetsika fanavotam-pirenena hataony amin’ny zoma 19 aogositra izao dia resy lahatra izahay KMFB na ny fikambanana nanohana ny filoha teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Pasitera Mailhol Tsy maniry ny ho filoham-pirenena aho

Tsy dia maniry loatra ny ho lasa ho filoham-pirenena aho, hoy ny pasitera Mailhol tamin’ny sabotsy teo teny Antsonjombe.

Hamaky ny tohiny
FTT