• Sabotsy 20 Aogositra 2016
Politique.EMMOREG Nampiseho ny heriny teny Analakely

Tsikaritra teny analakely omaly fa efa niomana fatratra ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny emmoreg ary efa nanana paikady mipetrapetraka tsara mihitsy mba hanosehana ireo olona mivangongo na mitangorongorona teny Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Politique.Fahombiazan’ny fidinana an-dalambe Miankina betsaka amin’ny mpitarika

Vondron’antoko marobe no milaza amin’izao fotoana izao fa efa tsy mandeha amin’izay laoniny intsony ny raharaham-pirenena sy ny fitantanana ny raharaham-panjakana eto amin’ny tany sy ny firenena noho ny afitsok’ireo mpitondra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Politique.Antoko TIM Toliara Manohy ny fanavaozana ny Fok-TIM sy Com-TIM

Araka ny baiko azo avy amin’ny foiben’ny antoko aty Antananarivo dia manatanteraka ny fanavaozana ny rafitra TIM any amin’ny Faritra ry zareo any Atsimo Andrefana tarihan’Atoa Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Politique.Joaquim Chissano Lasa tsy nanao veloma

Tonga nangingina, lasa tsy nanao veloma ! Tezitra sa nandamoka ny diany teto ? Nandao an’i Madagasikara omaly tolakandro ny delegasiona avy amin’ny vondrona SADC notarihin’i Joaquim Chissano.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aogositra 2016
Politique.ANTOKO TAMAMI Mitaky ny handravana ireo andrim-panjakana roa

Mitaky ny handravana ireo andrim-panjakana roa misy eto amintsika ny filoha nasionalin’ny antoko politika Tanora Malagasy Miroso na ny TAMAMI tarihin’Andriamatoa Samihary Floriot.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Politique.Dinika ho fanavotam-pirenena “Hanongam-panjakana izahay”

Tsy niolakolaka, tsy nivilivily fa avy hatrany dia nilaza izay iriany ny avy eo anivon’ilay hetsika dinika ho fanavotam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
FTT