Politique

Lalŕna mikasika ny famoriam-bahoaka Tsy mety amin’izay tsy mitondra


  • Alakamisy 18 Aogositra 2016

Efa tamin’ny taona 1960, hoy ny lehiben’ny prefektioran’ny polisy, ny kolonely Randriamanjarisoa Robert,

ny lalàna milaza fa ny hetsika rehetra mikasika ny famoriam-bahoaka sy ny fidinana an-dalambe dia tokony hangatahana alalana amin’ny avy eo anivon’ny prefektioran’ny polisy hatrany. Ny mahagaga anefa dia izay tsy mahazo toerana anaty fitondrana hatrany no milaza fa tsy mety amin’izy ireo ny lalàna. Efa ny tombontsoam-bahoaka no mila jerena fa tsy ny fanaovana azy ireo ho sorona, toy izay efa nisy hatrizay, ho an’ny tombontsoan’ny mpanao politika. « Tsy maintsy hidina an-dalambe ve rehefa hamory vahoaka ? Maninona raha atao anaty trano ? », hoy hatrany izy.


Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT