• Alarobia 24 Aogositra 2016
Politique.Hetsika teny Analakely Karohina fatratra i Lylison ?

Tsy mbola tapitra ny raharaha loholona Lylison René de Rolland izay namoahan’ny Fitsarana didy fampisamborana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2016
Politique.Rajaonah Andrianjaka “Mpamita-bahoaka ny AFP”

Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena sy ny hetsika saika hataon’ny Antso ho Fanavotam-pirenena (AFP) ny antoko Otrikafo tarihin-Rajaonah Andrianjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2016
Politique.Jean Nirina filohan’ny HAFARI Nidoboka any am-ponja vonjimaika

Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora omaly alatsinainy 22 aogositra 2016 hariva ny filoha nasionalin'ny fikambanana HAFARI Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2016
Politique.Fitondram-panjakana Malagasy Tsy mahavita azy, hoy ny SEFAFI

Tsy misy mahavita araka ny tokony ho izy ny andraikitra nampandraiketana azy ireo andrim-panjakana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2016
Politique.Ireo minisitra sy ny asa manaraka azy Saika nahitana azy ireo avokoa ny Faritra rehetra

Nambarantsika teto omaly fa minisitra vitsy ao amin’ny governemantany no heno fa nanaraka ny praiminisitra Mahafaly Olivier tany an-tanànan’i Nosy-Be Faritr’i DIANA ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Politique.Minisitra iray maty any Mahajanga Ny PM sy ny minisitra sasany miala sasatra any Nosy-Be

Banga ny mpikambana ao amin’ny governemanta. Nodimandry tany Mahajanga ny tolakandron’ny sabotsy 20 aogositra, teo amin’ny faha- 65 taonany, ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo, Ramanantsoa Rodolphe.

Hamaky ny tohiny
FTT