Politique

Antoko TIM Toliara Manohy ny fanavaozana ny Fok-TIM sy Com-TIM


  • Sabotsy 20 Aogositra 2016

Araka ny baiko azo avy amin’ny foiben’ny antoko aty Antananarivo dia manatanteraka ny fanavaozana ny rafitra TIM any amin’ny Faritra ry zareo any Atsimo Andrefana tarihan’Atoa Sazalahy Tsianihy.

 

 Raha ny fampitam-baovao nalefan’ity mpitarika ny antoko TIM any Toliara ity dia efa nanomboka ny volana jona 2016 teo no nanombohan’ny fitetezam-paritra fananganan-drafitra FOK-TIM sy COM-TIM nataony tamin’ny alalan’ny fitaingenana moto ary mbola mitohy hatramin’izao volana aogositra izao. Raha kajikajiana tsotra, hoy izy, dia efa nahavita lalana hatrany amin’ny 3 000 km mahery ny tenany hatramin’ny volana jona.  Ny distrikan’i Toliara I sy II, Ampanihy, Benenitra ary i Betroka no efa voatsidika nandritra izay 3 volana izay. Mbola hotsidihana kosa ny any Sakaraha, Ankazoabo, Beroroha ary i Manja amin’ny manaraka.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT