Politique

Fikatsahana demokrasia Manohana ny olom-pirenena ny eoropeanina


  • Alakamisy 15 Septambra 2016

Nanao jery todika ireo asa vitany nanomboka ny volana jolay 2015 no nakanty omaly ny Incipals ka lohahevitra nentina niasa tamin’izany ny hoe : “Fiarahamonina sy haino aman-jery, mivoy filaminana sy fitoniana ary mamporisika ny fandraisan’anandraikitry ny olom-pirenena”.

Tetsy amin’ny ivontoeran’ny kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola no nanaovan’izy ireo izany ary dia nanambara moa ny tompon’andraikitra fa maro ny lesona azo notsoahina ho fanohizana ny tetikasan’izy ireo. Nampatsiahivina tamin’ity fotoana ity fa tanjona fototr’ireto vondron’olom-pirenena ireto ny hanome tanana amin’ny fametrahana fitoniana sy hampanjary ireo dingana ho fametrahana ny demokrasia eto Madagasikara. Araka ny fantatra ihany koa dia vatsian’ny vondrona eoropeanina vola be mitentina hatrany amin’ny 3 miliara ariary ity hetsika ity ary anisan’ny hanentana sy hanabe ny mikasika ny resaka fifidianana ho avy tsy ho ela eto amintsika hikatsahana ny fampanjariana izay resaka demokrasia izay.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT