Politique

Depiote Nina “Nihoa-pefy ny mpitandro ny filaminana”


  • Sabotsy 24 Septambra 2016

Efa mizotra tsara ny fanadihadiana, hoy ny depiote Nina, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ambodivona izy omaly mikasika ilay raharaha nahavoarohirohy azy ho manafina olon-dratsy

 

. Tiako raha ampiharina ny lalàna ary misaotra ireo polisy izay tsy manao ilay fihoaram-pefy lazain’ny praiminisitra ny tenako. Satria efa manaiky ny praiminisitra fa misy ny mpitandro ny filaminana  mihoa-pefy dia mangataka aho mba hampiharina amin’izy ireo ny lalàna, hoy izy. Nisy moa ny tsiliam-baovao ren’ity depiote ity fa misy mikasa haka an-keriny ny tenany ary nisaotra ireo nampita ny vaovao izy. Nilaza izy fa matahotra angamba ny fitondram-panjakana ka izay sahy maneho ny heviny dia ampihorohoroina ara-tsaina.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT