Politique

Dinika ho an’ny fanavotam-pirenena Tafiditry ny mpamono afo ?


  • Alakamisy 29 Septambra 2016

Arakaraka ny hihemoran’ny dinika ho an’ny fanavotam-pirenena no mahatonga saina ny Malagasy, hoy ny avy eo anivon’ny hetsika politika dinika ho an’ny fanavotam-pirenena na DFP, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety izy ireo ny talata teo.

 

Nifanohitra amin’izany hatrany anefa no nitranga hatreto. Na inona na inona tolona nisy, na teny amin’ny anjerimanontolo na teny anivon’ny mpiasam-panjakana, indrindra fa ireo hetsika politika tato ho ato, dia tsy maintsy nijolofotra hatrany raha vao nanomboka nihemotra. Araka ny fantatra omaly dia foana aloha ny fivoriana saika notontosaina raha saika natao omaly sy anio. Efa famonoana afo koa ny famerimberenana fa ilaina ny dinika kanefa teo aloha teo dia nandeha ny fampirisihana an-kolaka ireo mpikambana sasany ao anatin’ilay fivondronamben’ny mpanohitra MMF na ny malagasy mivondrona ho an’ny fanorenana mba hidina an-dalambe. Misy mpamadika na mpamono afo tafiditra ve ao ?

Faralahimatoa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT