Politique

Ratolojanahary Maharavo « Manondrana ireo manodidina ny filoha ! »


  • Alarobia 28 Septambra 2016

Manondrana ny naman’ny filoham-pirenena fony izy tsy teto, hoy ny filohan’ny afo sendikaly, Ratolojanahary Maharavo na Doudou, raha naneho hevitra teny Antaninarenina, omaly,

mikasika ireo fisamborana sy fanakantsakanana nianjady tamin’ny hetsika nataon’izy ireo ny faran’ny herinandro teo. Fantatra fa ny minisiteran’ny atitany no manome alalana amin’ny fandravana tolona toy izay niseho tamin’ny sabotsy, hoy izy. Mila mijoro amin’ny fanapahan-keviny ireo mpitandro filaminana ary mampiseho ilay taratasy manome alalana fandravana tolona. Soa fa tonga ny filoham-pirenena ary azo atomboka amin’izay ny dinika iarahan’ny rehetra. Ny zava-nisy teto dia miezaka mandamina ny praiminisitra sy filoham-pirenena saingy manondrana ny namany, hoy hatrany izy.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT