Politique

James Ratsima “Noteren’ny Frantsay hitambatra ny mpanohitra”


  • Sabotsy 15 Oktobra 2016

Somary nangingina avokoa tato ho ato ireo mpanohitra teto amin’ny firenena. Tsy dia nisy intsony ireo karazana hetsika toy ny nataon’ny Mitsangana ry Malagasy, nihavitsy ihany koa ireo niteny sy naneho hevitra noho ny antony tsy fantatra…

Nambaran’ny profesora James Ratsima fa tsy resy akory ny mpanohitra na dia misy aza izany fa noteren’ny Frantsay mba hitambatra hahafahany mametraka ny olony indray  eto amin’ny firenena. Notsindriany manokana  tamin’izany ny fisian’ny fifanatonana mangingina any ambadika any... Tsy ny fitadiavan-tseza toy ny teo aloha intsony no manahirana ny mpanohitra hoy hatrany ny profesora James Ratsima fa ny fanatanterahana ny baikon’ny Frantsay hahafahan’ireto farany  manjaka eto amin’ny tanintsika. Tsy azo ekena intsony anefa izany hoy hatrany ity profesora ity, antony hanatanterahany fitetezam-paritra manerana ny Nosy izay mbola hitohy any Ambositra, Fianarantsoa, Alaotra  Mangoro, Toamasina ary Mahajanga. Liana tena hahalala ny marina ny vahoaka hoy hatrany izy ka tsy maintsy hampiana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT