Politique

Me Olala “Mitady zavatra hafa mihitsy ny mpanohitra”


  • Alakamisy 20 Oktobra 2016

Hizingiziniko fa tsy mandeha mihitsy izao fitantanana ny firenena ankehitriny izao, hoy i Me Razafinjatovo Willy na Olala ho an’ny fahafantaran’ny rehetra azy hatramin’ny tolon’ny 1972, raha tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety izy tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.



  Tena mahagaga tokoa anefa, hoy izy, raha namaly ny fanontaniana navantan’ny mpanao gazety taminy amin’izao fahanginana tampoka misy eo amin’ireo mpanao politika milaza ho mpanohitra eto amintsika amin’izao fisian’ny vahiny maro mandalo eto Madagasikara manatrika ny fivorian’ny Comesa izao. Amin’izao fotoana izao indrindra anefa no fotoana tokony hanehoan-dry zareo ny fitakiana ataony mba ho henon’ireo vahiny avy any ivelany tsara. Aminy dia misy zavatra hafa katsahan’izy ireo ao ambadiky ny fitakiana ataon’izy ireo tsirairay avy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT