• Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Fifanarahan’ny «31 oktobra 1991» Nahomby fa nosomparan’ny Frantsay

Mitovy amin’ny zava-niainana tamin’ny taona 1991 ny tranga misy eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny profesora Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Frankôfônia Hialoha lalana ny fihaonamben’ny Fiarahamonim-pirenena

Hisokatra anio ary haharitra telo andro ny fihaonambe faha-10 an’ny fikambanana tsy miankina (ONG) sy ny Fiarahamonim-pirenena amin’ny tany miteny frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Politique.Antenimieran-doholona “Tsaho ihany ny fanonganana ny filoha”

Tsy mitombina ny siosion-dresaka fanonganana ny filohan’ny Antenimieran-doholona Rakotomanana Honoré amin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Politique.Hajo Andrianainarivelo Hijoro ho fahavalon-dRajao

Tapaka tanteraka ny tady, vita hatreto koa ny sarin’ady. Hitsangana ho mpanohitra ny fitondran’i Hery Rajaonarimampianina ny antoko Malagasy Miara-Miainga tarihin’i Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Politique.Masoivohon’i Tiorkia Miantso fampihavanana

Nankalaza ny faha-93 taona niorenany ny Repoblikan’i Tiorkia ka nanamarika izany ny masoivohon’i Tiorkia eto Madagasikara ny sabotsy 29 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Politique.Jeneraly Ramakavelo « Ny olom-baovao no ekeko »

Manoloana ny firoborobon’ny vondrona miseholany eran’ny tanàna izay milaza ny manao tolona ho an’ny fanorenana miainga avy any ifotony amin’izao fotoana izao dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny jeneraly Désiré Ramakavelo,

Hamaky ny tohiny
FTT