Politique

Frankôfônia Hialoha lalana ny fihaonamben’ny Fiarahamonim-pirenena


  • Alarobia 02 Novambra 2016

Hisokatra anio ary haharitra telo andro ny fihaonambe faha-10 an’ny fikambanana tsy miankina (ONG) sy ny Fiarahamonim-pirenena amin’ny tany miteny frantsay,


 fihaonambe izay hatrehin’ny Sekretera jeneralin’ny Frankôfônia Michaëlle Jean. Mpizaika an-jatony no handray anjara amin’izany ary hiady hevitra mikasika ny fisorohana ny fironana mankany amin’ny asa fampihorohoroana, ny fiatrehana ny krizy ateraky ny fifindra-monina, ny fandraisana anjara amin’ny fampiroboroboana ny toekarena ... Aorian’ny telo andro dia hisy fanambarana hataon’ireo mpizaika miantefa amin’ireo filoham-panjakana hiatrika ny fihaonana an-tampony faha-16 an’ny Frankôfônia hatao eto Madagasikara amin’ny 26 sy 27 novambra ary koa handroso tolokevitra hanatsarana sy hanafamafisana ny fiahara-miasan’ireo fikambanana tsy miankina sy fiarahamonim-pirenena ary ny rafitry ny Frankôfônia.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT