• Zoma 28 Oktobra 2016
Politique.Vakinankaratra Voaroaka fa tsy manome tany ho an’ny Silamo

Nesorina tamin’ny toerany nandritra ny Filankevitry ny minisitra ny alarobia 26 oktobra teo ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra Andrianjanaka Mandrindra Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Politique.RMTF Vonona handray fahefana

Nohamafisin’ny pastora Tsarahame Edouard tetsy Isoraka omaly ny fanambaran’izy ireo mikasika ny fahavononan’izy ireo haka fahefana amin’ny alalan’ny torimarika noraketin’izy ireo anaty boky mitondra ny lohateny hoe « Dina fanorenana ifotony ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Feno mpampijabaka

Mpitandro ny filaminana midaroka mpanao gazety toy izay niseho teny Antanimena vao haingana, tatitra vilana tonga any amin’ny sehatra iraisam-pirenena voamarina tamin’ny alalan’ny filazan’ny solontenan’ny firenena mikambana nandalo teto farany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Politique.Ghaby Vakiniadiana « Mitady hiala aina ny fanjakana. »

Anisan’ireo hita teny Isoraka nandritry ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ilay boky politika mitondra ny lohateny hoe “Dina fanorenana ifotony”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Politique.Fanatsarana ny lalam-pifidianana Adihevitra mikatona ho an’ny olom-pirenena

Tsikera maro no azon’ny CENI (Commission Electorale Nationale Indépendante) tamin’ny fikarakarana sy fanomanana ny fifidianana loholona ny volana desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Politique.Mandany 7, 7 miliara , ny asa vita maivana Sao dia tokony horavana ny antenimiera

Tsy mahavita ny andraikiny ny antenimiera eto amintsika raha jerena amin’ny fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT