- Alarobia 23 Novambra 2016
Politique.Ambasadaoron’i Maraoka Voaroaka fa nanodikodim-bola
Nosoloina ny ambasadaoron’i Maraoka eto Madagasikara, Mohammed Amar.
Hamaky ny tohinyNosoloina ny ambasadaoron’i Maraoka eto Madagasikara, Mohammed Amar.
Hamaky ny tohinyMatahotra mafy ny ho takona i Hery Rajaonarimampianina mandritra ny fivoriana an-tampon’ny Frankofonia.
Hamaky ny tohinyFatiantoka ho an’ny firenena izao fanatanterahana ny fihaonamben’ny frankofonia eto amintsika izao, hoy ny mpanao politika, Tabera Randriamanantsoa.
Hamaky ny tohinyNikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao amin’ny « Firaisankina Ambohimanarina » niaraka tamin’ny depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.
Hamaky ny tohinyNamory mpanao gazety tetsy amin’ny Telozoro Andrefan’Ambohijanahary omaly ny avy eo anivon’ny fikambanana zanak’Androy, nilaza ny ahiahiny fa mety hirongatra ny herisetra sy korontana raha tsy mandray fepetra mikasika ny raharahana habibiana niseho tamin’ny mpiray fiaviana tamin-dry zareo ny volana oktobra teo ny fitondram-panjakana aorian’ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia
Hamaky ny tohinyToy ireo namany teo aloha izay samy nitana toerana teo anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana dia mandeha ankehitriny ny resaka fa efa ambivitra ihany koa ny fialan’ny minisitry ny serasera amin’izao fotoana izao, Andrianjato Vonison, eo amin’ny toerany.
Hamaky ny tohiny