• Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Famaranana ny frankofonia Hanahirana ny mpitandro ny filaminana

Hitohivakana manomboka anio ny fihetsiketsehana isan-karazany manodidina ny fanehoana amin’ireo vahiny rehetra mandray anjara amin’ny fihaonamben’ny frankofonia fa maro ny tsy fetezan-javatra mitranga sy efa nitranga kanefa afenimpenin’ireo mpitondra eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Raha tsy nahongana Ravalomanana Tsy toy izao intsony ny fiainan’ny Gasy

Ny ankamaroan’ny Malagasy dia samy milaza avokoa fa tsy toy izao isika raha tsy nanaovana ankasomparana i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nanaka-dresaka an’i Neny

Niara-dalana hatrany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana, teny Tanjombato, omaly, niara-nitsidika ireo tranoheva naranty nandritra ny vela-tsehon'ny SIM 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza e ?

Taorian’ny fihaonamben’ireo firenena mivondrona ao anatin’ilay komisionina mifanerasera ara-barotra aty amin’ny fari-dranomasin’i afrika atsinanana na COMESA

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Frankofonia 2016 Baraingo ny isan’ireo filoham-panjakana ho avy

Ora sisa no hisaina dia higadona ny 26 novambra hanombohan’ilay fihaonana an-tampon’ny Frankofonia eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Politique.Governemanta Iza no hodakana ?

Raha mbola anatiny tanteraka ny fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia dia ny mety hitranga aorian’ity andiany faha-16 ampiantranoan’i Madagasikara ity indray izao no be mpiresaka, indrindra eo amin’ny fitantanam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT