- Alakamisy 24 Novambra 2016
Politique.Frankofonia 2016 34 ireo Filoha sy lehiben’ny Governemanta andrasana
Hisokatra ofisialy amin’ny sabotsy 26 novambra 2016 izao ny fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia andiany faha-16, izay tanterahina eto Madagasikara ny 22 ka hatramin’ny 27 novambra 2016. Efa nanomboka ny talata teo ny fivoriana isan-tokony.
Hamaky ny tohiny