- Sabotsy 26 Novambra 2016
Politique.Pasitera Mailhol Manjaka loatra ny tsy fifampitokisana
Mahazo vahana ny rotaka sy fitsaram-bahoaka, saika manerana ny Nosy io. Nisongadina ny tany Mampikony sy tany Maintirano farany teo. Amin’i Pasitera Mailhol dia tsy fifampitokisana misy amin'ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana no mahatonga io endrika tsy herisetra ara-pirahamonina io.
Hamaky ny tohiny