• Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Nelson Mandela Day Nomarihina tamin’ny fizarana fitaovam-pianarana

Tohin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’i Nelson Mandela na ny Nelson Mandela Day izay natao ny 18 jolay 2016 teny amin’ny Lisea Ampasampito,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.TAMAMI Vonona hiditra ao anatin’ny governemanta misokatra

Vonona hiditra ao anatin’ny governemanta misokatra ny antoko politika Tanora Malagasy Miroso na ny TAMAMI na dia mpanohitra aza

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2016
Politique.Augustin Andriamananoro Nidoboka eny Antanimora

Taorian’ny nisamborana an’i Augustin Andriamananoro ny sabotsy lasa teo sy nitazonana azy tany Miarinarivo dia nampidirana am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny tenany rehefa nampandalovina teny amin’ny fampanoavana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2016
Politique.FFKM Manjaka eto ny kolikoly

Hentitra ny fanambaran’ny FFKM izay nivory tany Toamasina ny faramparan’ny volana novambra lasa teo manoloana ny raharaham-piangonana sy ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2016
Politique.Fisamborana an’i Augustin Andriamananoro Fitsipahana ny fihavanana, hoy ny Mapar

Nanoloana ny fisamborana ny mpikambana ao amin’ny vondrona politika Mapar, Augustin Andriamananoro, dia namoaka fanambarana mikasika ny tsy fankasitrahan’izy ireo tetsy amin’ny foibeny etsy Ambodivona, ity vondrona ity omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2016
Politique.Soamahamanina Hiverina ny Sinoa ?

Nangingina tao anatin’ny fotoana elaela ny raharaha Soamahamanina. Nitsahatra aloha ny fitrandrahana taorian’ny fitokonana sy fifandonana maromaro nampifanditra ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
FTT