- Alatsinainy 19 Desambra 2016
Politique.Famahana ny delestazy Mila miala izay tsy mahavita azy
Tsaroan’ny Malagasy tsara ny tenin’i Hery Rajaonarimampianina hoe “Telo volana ihany dia mivaha ny olan’ny delestazy” fony izy kandida filoham-pirenena, saingy 3 taona aty aoriana vao mainka nahery vaika.
Hamaky ny tohiny