• Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Vondrona Mapar Manao ririnin-dasa tsy tsaroana

Mimenomenona ny vondrona politika MAPAR ankehitriny manoloana ny fanenjehana ny naman’izy ireo. Ventesina ny hoe tsy rariny ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Andry Rajoelina Tsy miteny tsy mivolana

Mahagaga ireo mpanara-baovao ny tsy fahitana hatramin’izao ny filoha mpanorina ny vondrona Mapar, Andry Nirina Rajoelina, amin’izao vanim-potoana heverina fa mamaivay ho an’ny vondrona politika izay tarihiny izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Famadihana palitao Depiote TIM 2 voadaka

Efa ela ihany ireo mpikambana TIM sy ny mpanara-dia an’i Marc Ravalomanana no nimenomenona tamin’ny afitsoka depiote TIM roa izay tsikaritra fa nanomboka namadika palitao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Dinika ho amin’ny fanavotam-pirenena Hiezaka amin’ny fahazoana ilay 10 miliara

Tsy ny vondrona politika DFP na ny dinika ho amin’ny fanavotam-pirenena velively akory no hanakana ny fahatongavan’ny vola nampanantenain’ny vondrona eoropeanina izay mitentina 10,2 miliara dolara,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy manam-piniavana ny mpanao politika

Mbola ho sarotra ny hahatanterahan’ny tena fampihavanam-pirenena eto Madagasikara. Ny ankamaroan’ny olona aloha hatreto dia tsy manantena ny hisiany intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hifanome tanana amin’ny Ben’ny tanàna ny mpiasa

Nanatanteraka fihaonambe, toy ny fanaony rehefa ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona, tao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina,

Hamaky ny tohiny
FTT