- Alakamisy 15 Desambra 2016
Politique.Nivadi-panekena ny fitondrana Mety ho votsotra ilay volabe 10,2 miliara…
Fepetra voalohany napetraky ny mpamatsy vola nandritra ny fikaonan-dohan’izy ireo sy ny mpitondra Malagasy tany Paris ny 1-2 desambra lasa teo ny tsy maintsy hametrahana ny fitoniana politika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
