• Sabotsy 07 Janoary 2017
Politique.JAMES RATSIMA Tsy mbola mahaleo tena mihitsy isika

Misarika ny sain’ny vahoaka Malagasy sahady amin’izao fiandohan’ny taona vaovao 2017 izao ny profesora James Ratsima, filoha mpanorina ny fikambanana Asandratro ny fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Janoary 2017
Politique.KAOMININA ANDOHARANOFOTSY Miroso mankany amin’ny fampandrosoana hatrany

Taom-pahombiazana tamin’ny ankapobeny ny taona 2016 ho an’ny kaominina Andoharanofotsy. Betsaka ireo asa efa vita raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Ranirison Hasina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2017
Politique.Fifidianana Filohampirenena Misoko miadana ny « ni…ni »

Manomboka manao serasera sy fanehoan-kevitra amin’ny endriny maro samihafa nanomboka tamin’ny fiandohan’ity taona ity ilay firehana efa nambara teto fa :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2017
Politique.Lanonana eny Iavoloha Ho avy indray ny fampanantenana poakaty

Matoam-baovao indray anio ny lanonam-panjakana fifampiarahabana ny taona vaovao 2017 eo amin’ireo andrim-panjakana Malagasy miaraka amin’ireo solontena masoivohon’ireo firenena vahny sy fikambanana iraisampirenena miasa sy monina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2017
Politique.Jean Gabriel Harison Nesorina fa mahery fihetsika loatra ?

Na dia tsy mbola nisy aza ny fampitam-baovao ofisialy dia fantatra fa efa tena nangoron’entana ary tsy mpiasa ao amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra intsony Atoa Jean Gabriel Harison lefitra voalohan’ny ben’ny tanana.Fantatra ny mponin’ Antananarivo tamin’ny resaka fandaminana ny tsena sy ny mpivarotra amoron-dalana izy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2017
Politique.Ben’ny tanàna 5 avy any Mampikony Nitaraina teny amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona

Ankoatry ny asa fanaovan-dalàna dia andraikitry ny Antenimierandoholona koa ny fiahiana sy ny fisoloana tena ireo Vondrom-bahoakam-paritra manerana ny Nosy .

Hamaky ny tohiny
FTT