- Zoma 06 Janoary 2017
Politique.Pety Rakotoniaina Lany andro ny Lalàmpanorenana Malagasy
Nohitrikitrihan'Atoa Pety Rakotoniaina filohan'ny antoko politika Tambatra, izay mandalo eto an-drenivohitra amin'izao fiandohan'ny taona 2017 izao fa tena lany andro ny lalàmpanorenana Malagasy misy eto amintsika amin'izao fotoana izao ka tsy ahafahana mampandroso velively ny firenena Malagasy.
Hamaky ny tohiny
