- Talata 10 Janoary 2017
Politique.Pety Rakotoniana « Mpamafy lainga i Mahafaly Olivier »
Nitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena i Pety Rakotoniaina, filoha nasionalin’ny Antoko Tambatra, omaly.
Hamaky ny tohinyNitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena i Pety Rakotoniaina, filoha nasionalin’ny Antoko Tambatra, omaly.
Hamaky ny tohinyMijanona ho resabe fotsiny ireo voambolana voizina momba ny fitantanana firenena eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNasehon’i Andry Rajoelina sy ny vondrona MAPAR tarihany tamin’ny tsy fahatongavan’izy ireo teny Iavoloha nandritra ny lanonana fifampiarahabana ny zoma 6 janoary lasa teo indray fa tsy vonona ny hihavana izy ireo.
Hamaky ny tohinyMivahiny eto Madagasikara nanomboka ny sabotsy 7 janoary 2017 lasa teo ny minisitry ny raharaham-bahiny Sinoa Wang Yi.
Hamaky ny tohinyRaha ny fanazavana nomen’ny filohan’ny antoko politika Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka,
Hamaky ny tohinyMisoko miadana ny kajikajy isan-karazany amin’ny fifidianana amin’ny taona 2018. Mivoaka tsikelikely ny resaka amin’ny ho firotsahan’i Roland Ratsiraka,
Hamaky ny tohiny