• Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.Fanasana nivadika rombo Senatera HVM nodarohan’ny zandary

Nanaitra ireo namany tonga teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny 6 janoary 2017, nandritra ny Asaramanitra nifampiarahaban’ny samy andrimpanjakana ny nahita fivontosana tamin’ny tavan’ny senatera HVM Thu Jaune Horace Man.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.PM Mahafaly Olivier Matahotra ho any Vatovavy Fitovinany

Zary tany fady an’i Solonandrasana Mahafaly Olivier ny “Grand Sud-Est” misy an’i Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.Randriamiarisoa Joseph “Tsy misy fanjakana eto”

Mijanona ho resabe fotsiny ireo voambolana voizina momba ny fitantanana firenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.Sendika CUA - Ben’ny tanàna Hanamafy ny fiaraha-miasa ny roa tonta

Tonga niarahaba ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 tetsy amin’ny lapan’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Politique.Kajikajy politika Fifidianana depiote no hatao mialoha...

Ankatoky ny fanomanana ny fifidianana eto amin’ny firenena isika amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Hajao ny lalàna, hoy ny KMF CNOE

Andro main-tany ihany no tokony hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena dia ny faran’ny taona 2018, hoy ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny komity mpanara-maso ny fiainam-pirenena na ny KMF CNOE, Raharisoamalala Patricia.

Hamaky ny tohiny
FTT