- Zoma 13 Janoary 2017
Politique.Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany
Ny sabotsy 21 janoary izao, raha tsy miova ny fandaharam-potoana, no higadona eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny filoham-pirenen’i Tiorkia, Recep Tayyip Erdogan. Hiaraka amina mpandraharaha manodidina ny 300 isa izy,
Hamaky ny tohiny