Politique

Sendika CUA - Ben’ny tanŕna Hanamafy ny fiaraha-miasa ny roa tonta


  • Alarobia 11 Janoary 2017

Tonga niarahaba ny Ben’ny tanŕna Lalao Ravalomanana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 tetsy amin’ny lapan’ny tanŕna

Analakely ny talata 10 janoary 2017, ny sendikan’ny mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra na SMKAR. Nandritra ny fihaonana no nifanomezan’ny roa tonta toky fa hohamafisina ny fiaraha-miasa. Ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana rahateo dia mihaino. Tafiditra tao anatin’ny hetahetan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny hampitomboana ny kitapom-bolan’ny kaominina hahafahana mikarakara ny tombontsoa ho an’ny mpiasa. Afa-po tamin’ny fihaonana tamin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny SMKAR tarihin-dRakotomaharo Tsinjo Ismaella.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT