Politique

PM Mahafaly Olivier Matahotra ho any Vatovavy Fitovinany


  • Alarobia 11 Janoary 2017

Zary tany fady an’i Solonandrasana Mahafaly Olivier ny “Grand Sud-Est” misy an’i Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana.


Hatramin’ny 10 aprily 2016 nanendrena azy ho praiminisitra lehiben’ny governemanta, tsy mbola nandingana tany amin’ireo Faritra ireo ny tenany, ka mampametra-panontaniana ny mponina any, nefa misy faritra mila ho isam-bolana no tsidihan’i Mahafaly Olivier. Ahoana no hahafantarany ny olan’ny mponina any Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana raha mionona amin’ny tatitry ny solontenam-panjakana izay manatsaratsara ny mpitondra fotsiny, mba hitazomany ny toerany ny lehiben’ny governemanta, hoy ny feo re avy any an-toerana. Miady mafy ny hanana minisitra ao anaty governemanta ny Faritra Vatovavy Fitovinany, hatramin’ny nanesorana ny minisitry ny tontolo iainana sy ny alala ary ny haivoary Ralava Beboarimisa.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT