• Alakamisy 12 Janoary 2017
Politique.Hajo Andrianainarivelo Manao sarin’ady amin’ny HVM

Miketrika mafy ny hidirana ao anaty fitondrana amin’ny alalan’ny fakana ny toeran’ny mpanohitra eny anivon’ny Antenimieram-pirenena i Hajo Andrianainarivelo, filoha nasionalin’ny antoko Malagasy Miara-miainga na ny MMM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Politique.Didier Ratsiraka Nirary soa ny firenena

Ho ela velona anie i Madagasikara ! Io no namaranan’ny filoham-pirenena teo aloha, Didier Ratsiraka, ny teniny raha namehy ny firariantsoan’ireo mpikatroka Arema tonga niarahaba sy nirary soa azy noho ny fahatrarana ny taona vaovao tetsy amin’ny trano fonenany etsy Faravohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Politique.Volan’ny CLD Mifanaratsy ireo mpitondra any Alaotra

Misamboaravoara ny raharaha mahakasika ny fampiasana ilay vola 200 tapitrisa Ariary avy amin’ny fitondram-panjakana ho an’ny Distrika hisahanana asa fampandrosoana ifotony eny anivon’ny kaominina tantanin’ny CLD na Komity fampandrosoana ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Politique.Kaominina Ivato Ho vita afaka tapa-bolana ilay Tranompokonolona efa nirodana

Mihazakazaka ny asa fanamboarana fotodrafitrasa entina hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro ho an’ny kaominina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Nandany volabe nanamboarana orona ?

Maro no nahatsikaritra fa mandimandina ery ny endrik’i Voahangy Rajaonarimampianina ny zoma 6 janoary lasa teo nandritra ny lanonana fifampiarahabana teny Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Politique.Ady amin’ny fahantrana Tsy misy mpanatanteraka, hoy i Père Pedro

Nandritra izay 28 taona nitantanany ny toby fanarenana mahantra etsy Andralanitra na ny “Akamasoa” izay dia naneho ny heviny tetsy amin’ny Espace Dera etsy Tsiadana omaly, i Père Pedro fa miadana loatra ny ady amin’ny fahantrana hitany eto amintsika hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT