• Talata 17 Janoary 2017
Politique.VEHIVAVY BEN’NY TANANA ETO ANALAMANGA Hanampy azy ireo ny filohan’ny Antenimierandoholona

Hiara-kiasa akaiky amin’ireo vehivavy Ben’ny tanana eto amin’ny Faritra Analamanga manomboka izao ny filohan’ny Antenimierandoholona, Rakotomanana Honoré.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Governemanta Dimy volana tsy misy minisitry ny angovo

Ny minisitra Ramanantsoa Rodolphe ve no sarotra soloina sa tsy manam-piniavana hampisy io minisitry ny angovo io ny fitondrana Rajaonarimampianina ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Fanomanana fifidianana Hohatsaraina ny lafiny fitsarana

Voarain’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny amin’ny lapam-panjakana etsy Iavoloha omaly ny antontan-kevitra mirakitra ny fomba fiasan’ny komity mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI entina hanatsarana ny tontolon’ny fitsarana sy fangaraharahana mikasika ny fifidianana rehetra ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Ny Rado Rafalimanana Kandidan’ny Arabo amin’ny 2018 ?

Samy manomana ny paikadiny amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana an’i Madagasikara aoriana kely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Pety Rakotoniaina « Mampiasa basy vita Sinoa ny dahalo »

Miparitaka eto amintsika indray ny karazana basy antsoina hoe “Mavo”, izay novokarin’ny sinoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Antoko HVM Antsirabe Nitsidika ny Filohan’ny Antenimierandoholona

Vonona ny hiara-kiasa tanteraka amin’ny Antenimierandoholona amin’ny maha Mpanao lalàna azy ireo mpikambana amin’ny antoko politika HVM ao amin’ny faritra Vakinankaratra tarihin’ny filohany Rakotonarivo William.

Hamaky ny tohiny
FTT