• Alarobia 18 Janoary 2017
Politique.Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

Mivezivezy ao New York sy Washington DC ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana amin’ny diany any Etazonia.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Politique.Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

Efa nampoizina ihany fa ho rakotra Emmoreg indray ny ivelan’ny kianjan’Ambohijatovo omaly taorian’ny nahenoana fa tsy nangataka alalana eny anivon’ny prefektioran’Antananarivo ry zareo mpikambana ao anatin’ilay hetsika politika rodoben’ny malagasy tia tanindrazana ho amin’ny fanorenana na ny RMTF.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Politique.Depiote Brunel « Misy rafitra manimba tontolo iainana eto »

Rehefa tonga ny volana septambra sy oktobra ka manaraka iny lalam-pirenena voalohany, faharoa, faha-44 ary faha-4 iny isika, hoy ny depiote Brunel Razafitsiandraofa, dia mahita doro tanety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

Tanteraka ny marainan’ny talata 17 janoary teo, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Politique.Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin’ilay volan’ny CLD

Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy amin’ilay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy amin’ny fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lalàna mifehy ny tetibola taona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Politique.Ny Rado Rafalimanana Kandidan’ny Arabo amin’ny 2018 ?

Samy manomana ny paikadiny amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana an’i Madagasikara aoriana kely. Tsy afa-misaraka amin’izany ny kajikajin’ny firenen-dehibe, izay efa manomana ny olony avy.

Hamaky ny tohiny
FTT