• Alatsinainy 30 Janoary 2017
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina Mahafinaritra an’izao fitondrana izao ny mampitebiteby ny Malagasy

Miditra amin’ny taona fahatelon’ny fitondrana Rajaonarimpampianina isika izao, tsy mbola hita foana ny lalana hivoahana amin’izao fahantrana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Politique.Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

Mampikaikaika vahoaka, indrindra fa ny tantsaha mpamokatra amin’ny Faritra maro ny tsy fisian’ny orana eto amintsika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Politique.TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian’i Dada

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona amin’ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Politique.Dinika ho amin’ny fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

Hitondra fanavotana sa fandetehana ny firenena ny fahatongavan’ny filoham-pirenena tiorka eto ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Politique.Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

Higadona anio alina eto Madagasikara ny filoha Tiorka Recep Tayyip Erdoğan, izay hanao fitsidihana eto amintsika mandritry ny 2 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Politique.fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

Mandeha be ny feo ankehitriny fa hotanterahina amin’ny faran’ny volana janoary ho avy izao raha ela indrindra ny fanovana ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT