Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy amin’ilay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy amin’ny fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lalŕna mifehy ny tetibola taona 2016.
Ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra dia tonga nizaha ny fizotry ny asa ny filohan'ny komity fampandrosoana ifotony (CLD) izay filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka Antananarivo I, Me Razafimanantsoa Hanitriniaina. Maro ny asa hotanterahana toy ny fanamboarana lalankely, fanavaozana ny tetezana toy ny manoloana ny paositra 67 ha.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.