• Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Fandraisana mpiasam-panjakana 13 000 Ahiana hanjakan'ny kolikoly

Mpiasam-panjakana manodidina ny 13 000 no fantatra fa horaisina ato ho ato. Amin'ny ankapobeny dia amin'ny alalan'ny fanadinana fifaninanana no handraisana ireny mpiasam-panjakana vao hampidiririna ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Senatera Berthin Andriamihaingo Mazoto amin’ny fanampiana ny tanora Malagasy

Anisan’ireo olona mitana andraikitra ambony eto amin’ny firenena tsy mba tia miresaka firy rahaharaha politika ny Senateran’i Madagasikara, Berthin Andriamihaingo avy eny Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Fifidianana filoha – 2018 Ahiana hampikorontana indray

Manindry mafy ny hamelana malalaka ireo kandida rehetra mba hirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena manaraka eo ny mpiara-miombon’antoka sy mpiara-miasa amin’i Madagasikara hatramin’ny enim-bolana faharoan’ny 2016 no ho mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Rajaonarimampianina Propagandy no mahamaika azy

Sesilany ny olana eto amin'ny firenena amin'izao fotoana izao. Zara raha mandeha ora vitsy isan'andro ny herinaratry ny jirama. Mandindona andro aman'alina ny fiakaran'ny vidin-tsolika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Antoko TIM Tafatsangana ny DISTIM Toliara I sy Benenitra

Tafatsangana ny sabotsy 4 febroary teo ny Distim vaovao ao Toliara I tarihan’Atoa Mosa sy ny any Benenitra tarihan’Atoa Hervé.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2017
Politique.Delestazy lavareny Hampiongana ny fitondrana HVM ?

Nirefotra ny lakrimozenina teny Ampasika sy Antanikatsaka Itaosy manakaiky ny Horizon omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT