Politique

Antoko TIM Tafatsangana ny DISTIM Toliara I sy Benenitra


  • Zoma 10 Febroary 2017

Tafatsangana ny sabotsy 4 febroary teo ny Distim vaovao ao Toliara I tarihan’Atoa Mosa sy ny any Benenitra tarihan’Atoa Hervé.

Ho vaindohan-draharaha miandry an’ireo Distim vaovao napetraka ireo ny fanatanterahana ny hafatra avy amin’ny filoha mpanorina ny antoko, ny Prezidà Marc Ravalomanana, amin’ny fanentanana ny rehetra hiomana amin’ny fiatrehana ireo fifidianana rehetra ho avy amin’ny taona 2018. Voalohany hotanterahina amin’izany ny famondronana ny hery rehetra tsy an-kanavaka.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT