• Sabotsy 11 Febroary 2017
Politique.Mijaly ny Malagasy Mangina ny depiote

Mahavelom-panontaniana ny zava-misy ankehitriny hoe mbola misy izany solombavambahoaka izany ve eto amin’ny firenena manoloana izao olana mianjady amin’ny Malagasy izao ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Politique.Kolonely Ratsimandrava 42 taona katroka anio ny nahafatesany

Feno 42 taona katroka anio sabotsy 11 febroary ny nahafaty ny kolonely Richard Ratsimandrava, filoham-pirenena nitondra an'i Madagasikara tao anatin'ny fotoana fohy indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Politique.Eliana Bezaza « Mpifamato-dra Ratsimandrava sy Tsiranana »

Mpinamana be ary tena nifamato-dra mihitsy ny filohan’ny repoblika voalohany, Philibert Tsiranana sy ny filoham-pirenena tamin’ny taona 1975, ny kolonely Ratsimandrava

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Politique.Senatera Berthin Andriamihaingo Mazoto amin’ny fanampiana ny tanora

Anisan’ireo olona mitana andraikitra ambony eto amin’ny firenena tsy mba tia miresaka firy rahaharaha politika ny Senateran’i Madagasikara, Berthin Andriamihaingo avy eny Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Praiminisitra vaovao Tsara toerana i Tazafy Armand

Loharanom-baovao vitsivitsy akaikin’ny mpitondra fanjakana ankehitriny no nahafantarana fa na tsy hisy aza ny fanovana governemanta ato ho ato dia manam-paniriana mafy ny hanolo praiminisitra ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2017
Politique.Raharaham-pirenena Manahy hatezeram-bahoaka ny DFP

Sady mbola velona no mivelatra araka ny tokony ho izy ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP), hoy ny filohany, Tolojanahary Maharavo na Doudou.

Hamaky ny tohiny
FTT