• Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.Sareraka « Mpandroba no misy eto »

Mampiteny ny moana ny zava-misy ankehitriny eto Madagasikara. Niala tamin’ny fahanginany hatramin-dRandriazanakolona Yvon na Sareraka,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.Vahoakan’i Miandrivazo Miandrandra an’i Dada eo amin’ny fitondrana

Tafahaona ny tia sy ny manina tany Miandrivazo ny sabotsy teo. Nidina tany an-toerana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ka hafaliana tsy omby tratra ny an’ireo vahoaka maro be nandritra ny fitsidihana nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.TIM Alasora Vonona amin’ny fifidianana rehetra ho avy

Vonona ny hiatrika ny fifidianana rehetra ho avy amin’ny taona 2018, indrindra ny hamerenana amin’ny toerany ny filoha Marc Ravalomanana hitantana sy hanarina indray ity firenana tena latsaka an-davaka ity ny antoko TIM eny Alasora, hoy ny filohan’ny COMTIM vaovao eny an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.Sefom-pokontany - Faritra Menabe 13 volana tsy nahazo ny tambin-karama

Manompo vahoaka hatrany izahay na dia tsy nahazo ny tambinkan-rama tao anatin’ny iray taona (2016) mahery iray volana 2017 aza. Io no nambaran’ireo sefom-pokontany ao amin’ny Faritra Menabe raha nihaona tamin’ny mpanao gazety tao Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.Fitakiana ny Nosy Malagasy Vonona hifanampy ireo Mpanjaka

Nihaona tamin’ny Mpanjaka Ndrenogny Ramahasitrakarivo Martin Gérard mivady sy ireo mpiara-miasa aminy, tao amin’ny Tranobe Evato Vohipeno ny delegasiona avy amin’ny « Vovonana Mampiaray »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Politique.James Ratsimba Taom-panafahana ho an’ny Malagasy ny 2017

Olana fototra eto amin’ny firenena ny mbola fiankinan-dohantsika eo amin’ny lafiny angovo, hoy ny profesora Ratsima James.

Hamaky ny tohiny
FTT