Ho fanohanana an'i Neny Lalao Ravalomanana izay vehivavy voalohany nitantana ny Renivohitr' ity Nosintsika ity dia ho avy hanohana sy ankahery azy amin’ny adidy
iantsorohany ny DISTIM eny amin’ny boriborintany faha-6 eto andrenivohitra miaraka amin’ny depiote Rasoanoromalala Horace sy ireo vehivavy TIM dia hanao DIABE miainga eny amin’ny Firaisana Anosisoa ka hihazo ny Lapan'ny tanàna etsy Analakely. Hanotrona azy ireo koa ireo lehilahy ao amin’ity Distim ity.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.