• Sabotsy 06 Mey 2017
Politique.Filoha sy Praiminisitra Mifampiandry an-kendritohana ?

Milaza azy ho tsy miady tsy miady ny fitondrana ankehitriny, saingy tsikaritra fa efa mifanipaka sy samy manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Politique.Firaisankinan’ny Sendika (SSM) Namaly bontana ny mpisolovava

Nampiaka-peo ny avy amin’ny Firaisankinan’ny Sendika eto Madagasikara (SSM) omaly manoloana ny fanehoan-kevitry ny Holafitry ny mpisolovava,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Politique.Riana Andriamandavy VII Olona ambonin’ny lalàna tokoa ve ?

Tsy misy resaka intsony indray aloha ny momba ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay sahy mihantsy ady sy mifampitana amin’izay rehetra manelingelina azy amin’ny fiarovana an-dRazaimamonjy Claudine.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Politique.Depiote Félix Randriamandimbisoa « Aleo hirosoana ny fitsipaham-pitokisana »

Mankasitraka ny fandraisana andraikitra efa natomboky ny SMM (Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara) manoloana ny tsy fandehanan’ny tontolon’ny fitsarana amin’ny ankapobeny eto Madagasikara ny depiote Randriamandimbisoa Félix.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Politique.Toamasina Ambohipihaonan’ireo Ben’ny tanàna an-tanàn-dehibe

Tanterahina ao Toamasina omaly zoma 5 sy anio sabotsy 6 mey ny fivoriambe fahatelon’ny Fikambanan’ireo Ben’ny tanàna an-tanàn-dehibe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT