Politique

Manantsoa Victor Mbola maro ny “Claudine” eto Madagasikara


  • Talata 06 Jona 2017

Tsy i Claudine A&C ihany no Claudine eto Madagasikara fa mbola maro, hoy i Manantsoa Victor tamin’ny mpanao gazety. Mbola io mpanolotsain’ny filoham-pirenena io ihany aloha no tratra hatreto koa isaorana 100 % ny birao mahaleotena iadiana amin’ny kolikoly.

 

Mbola betsaka ireo mila jerena akaiky sy hanaovana fanadihadiana. Ny tsara ho fantatry ny fitondram-panjakana dia miankina amin’ilay vola 20 miliara dolara tokony hampidirintsika ao anatin’ny kitapom-bolam-panjakana isaky ny telo taona no hahazoantsika ilay 20 tapitrisa dolara avy any amin’ny mpamatsy vola ka mahazo avo roa heny isika raha mahay tsara, tsy mila mindrana intsony. Tokony hisy hatrany, hoy ity minisitra teo aloha ity ny fanaraha-maso ny volam-panjakana mba hahatrarantsika ny fepetra takian’ny mpamatsy vola. Mikasika izao fitondrana izao manokana moa dia notsiahiviny fa tsy misy intsony ny azo antenaina aminy.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT