Politique

Firaisankina fanavotam-pirenena « Ny toekarena tsy voafehy no olana eto ! »


  • Talata 06 Jona 2017

Aoka izay fa mila miara-mientana hanavotana ny firenena isika, hoy ry zareo avy eo anivon’ny vovonana politika Firaisankina Fanavotam-Pirenena (FFP) ny sabotsy teo.

 Tsy azo ekena intsony ny gaboraraka sy ny kolikoly manjaka eto amin’ny firenena ankehitriny. Mariky ny tsy fahafehezana ny toekarem-pirenena izany. Tsy hahaleotena mihitsy isika raha tsy mahafehy ny toekarentsika ary tsy misy hatramin’izao andininy na andalana iray aza mikasika politikan’ny toekarem-pirenentsika. Nanao antso avo ireo vahoaka tsy an-kanavaka mba tsy hipetrapetra-poana manoloana ny zava-misy moa ity vovonana ity ary nanambara fa mbola hitohy ny hetsika natomboka ny sabotsy teo.Tazana nandefa solotena nanatrika ity fihaonana ity ny mpianatra avy eny amin’ny oniversite sy ireo sendika isan-karazany.


Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT