Politique

Fanovana ny lalàmpanorenana Takian’ny ankamaroan’ny mpanao politika


  • Alarobia 07 Jona 2017

Ny filoham-pirenena sisa andrasana, hoy ny mpanao politika miara-dia amin’ny filoha teo aloha Zafy Albert,

  Joseph Randriamiarisoa, manoloana ny fanapahan-kevitra tokony horaisiny mikasika ireo fitakiana samihafa nataon’ireo antoko sy vovonana politika tato ho ato mikasika ny tokony hanovana ny lalàmpanorenana sy ny fanomezana andraikitra mafonja kokoa ho an’ny eny ifotony. Nentin’ny solombavambahoaka teo aloha, Zakahely Boniface, nanamafisana io filazana io ny fanambarany fa tsy tokony hanana fahasarotana amin’ny fanaovana lalàmpanorenana eken’ny rehetra intsony ny filoham-pirenena ary omena sehatra ao anatin’izany ireo foko rehetra misy. Raha tsiahivina moa dia vao ny faran’ny herinandro teo no nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko mpitolona ho an’ny fampandrosoana an’I Madagasikara (MFM) nanamafy fa ilaina hamafisina tokoa ny fahefan’ny fokontany ary ovana ny lalàm-panorenana izay fositry ny firoboroboan’ny fitsaram-bahoaka ankehitriny.


Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT