• Sabotsy 02 Septambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana Amoronana dosie maloto…

Miha miakatra ihany ny maripana eo amin’ny tontolo politika eto amin’ny firenena. Atomotra tokoa ny fifidianana, ka samy manao ny paikadiny avy saingy ao ny manao kilalao madio fa misy kosa ny manao adin’ny kanosa sy mitady fomba maloto sy mamohehitra hoenti-mandresy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Politique.Toavina Ralambomahay Mila tompon’andraikitra ny vahoaka

Tsy misy azo antenaina ny fanovana minisitra nataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampanina farany teo, hoy ny mpandinika ara-politika Toavina Ralambomahay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Politique.Governemantan’i Mahafaly Niady tamin’ny inona marina ?

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fanovana governemanta farany teo ihany koa ny antoko Vahoaka Miray na VAMI tamin’ny alalan’ny Sekretera jeneraliny, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Politique.Fampihavanam-pirenena Igagam-bahoaka ny CFM

Mahagaga anay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny vovonana politika Dinika ho an’ny Fanavotam-Pirenena, tao amin’ny foiben’ny AKFM Andravoahangy ambony, omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Politique.Marc Ravalomanana Henika azy i Madagasikara

Tonga nanotrona ny famaranana ny fihaonambe voalohan’ny seha-pitaizana ao amin'ny Fifohazana FJKM, tanterahina ao Ambatolampy Vakinankaratra, Atoa Marc Ravalomanana omaly alakamisy 31 aogositra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Politique.Andry Rajoelina Manomana bala hitifirana

Misoko miadana sy manomboka mifoha amin’ny torimasony ny vondrona politika MAPAR manetsika ireo mpanohana azy isan-tsokajiny na eto an-drenivohitra na any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
FTT