KMF

CNOE Miangavy ny fanatsaharana kajy politika


  • Sabotsy 30 Septambra 2017

Namoaka fanambarana omaly ny avy eo anivon’ny KMF/CNOE izay sampandraharaha misahana ny resaka fanabeazana ny olom-pirenena eto amintsika fa manoloana ny toe-draharaham-pirenena

 ankehitriny dia antso avo no ataon’izy ireo mba hampitsaharana ny kajikajy politika rehetra fanaon’ny avy eo anivon’ny fitondram-panjakana sy ireo mpanao politika. Nanamafy moa ity komity ity fa mitoetra ho iraka ho azy ireo hatrany ny fanabeazana ny olom-pirenena sy ny fanaraha-maso ny fiainam-pirenena ary ny fanaraha-maso ny fifidianana. Lany ho filoha vaovao eo anivon’ity komity ity moa i Andriamalazaray Andoniaina. Ny fanomezana sehatra ny olom-pirenena tsirairay hanao ny zara andraikiny, hoy ny fanambarana, izao no tokony ho laharam-pahamehana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT