Politique

Mahafaly Solonandrasana Miaiky fa mahantra ny vahoaka Malagasy


  • Alakamisy 21 Desambra 2017

Nizara ny nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ny fianakaviamben’ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana amin’izao ankatoky ny fetin’ny krismasy izao ny praiminisitra sady minisitry ny atitany,


 Mahafaly Solonandrasana. Nambarany fa “betsaka ny asa vita, betsaka ihany koa ny asa miandry, satria mbola betsaka ny vahoaka Malagasy izay mbola miaina ao anatin’ny fahantrana ary ny ezaka izay hatao, efa natao foana ary hohamafisina amin’iny taona ho avy iny, dia ny fitodihana misimisy kokoa amin’ireny olona ireny, amin’ny alalan’ny programanasan’ny fitondram-panjakana izay tarihin’ny Filoham-pirenena”.

Nangonin’i Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT