Politique

Raveloson Constant KMMR misokatra no tantaniko


  • Alakamisy 11 Janoary 2018

Atoa Raveloson Constant mpikambana ao amin’ny antoko MFM no notendren’ny kandida Marc Ravalomanana hitantana ny KMMR na Komity Mpanohana an’i Marc Ravalomanana vaovao.

Hanehoana mivantana ny fisokafany amin’ny lafin-kery rehetra eto amin’ny firenena no antony. “Tsy mety intsony ankehitriny ny hanakobonana amin’ny sokajin’olona vitsivitsy ny fanentanana hatao amin’ny fanohanana ny kandida Marc Ravalomanana eo amin’ny fiatrehana ny fifidianana ho filoham-pirenena ho avy amin’ity taona 2018 ity, hoy izy,  fa ny toetsaina hitondrana ny KMMR vaovao izay tarihako, izay tena mety amiko mihitsy, dia ny hamondronana ny herin’ny zanaky ny firenena manontolo na iza izy na iza, hamondronana ny angovony, ny herim-pony ary ny fahaizany hoentina hampandroso an’ity firenena iombonana ity”.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT